alertLe compte de l’organisateur est actuellement bloqué par notre partenaire bancaire. Vous ne pouvez pas participer à cette cagnotte pour le moment. Nous vous invitons à contacter l’organisateur.

Rakitra FKMP 2021

Informations

Participants

tab.PARTICI

Description
Faly miarahaba antsika rehetra !
      Efa fantatsika fa noho ny antony tsy azo anoharana dia maro isika no tsy afaka tonga amin'ny lamesa isan'alahady ; fantatsika koa anefa fa ny fiainam-piangonana dia tsy maintsy mitohy hatrany, mila ny ezaky ny tsirairay ny fampandrosoana ny Fiangonantsika , anisan'izany ny lafiny ara-bola. Koa manainga antsika rehetra mba handray anjara amin'ny rakitra isan'alahady na dia tsy afaka ny ho avy aza amin'ny Lamesa ; amin'ny alalan'ny «  pot commun »ho fampandehanana ny Fiangonantsika.
   Homban'ny fahasoavan'i Jesoa Tompo


P. Edmond Andriambololona

Autre
Carte de voeux
Soyez le premier à laisser un messagewritting

Signaler ce pot

Organisé par
FKMP
Le compte de l’organisateur est actuellement bloqué par notre partenaire bancaire. Vous ne pouvez pas participer à cette cagnotte pour le moment. Nous vous invitons à contacter l’organisateur.